|
|
|
|

Entry1  mavibika
Root  2 vibika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Kingakinga sy matanjaka.
5 Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahafinaritra ahy iny zokin' ise iny fa mavibika. [1.1]

Updated on 2025/11/11