Entry | 1 marisika |
Root | 2 risika |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy [1.1] |
Explanations in English |
5 active, earnest [1.2, 1.7] 6 fervent, lively [1.2] |
Explanations in French |
7 zélé [1.3, 1.8] 8 animé, ardent [1.3] 9 actif [1.8] |
Examples |
10 marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa.
[2.996]
|
Morphology |
|
Anagrams | 15 marisika, 16 misarika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |