| Entry | 1 lahilahy |
| Root | 2 lahy |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Teny faniriantsoa atao amin' ny zaza forana mba ho salama tsara, ary tsy ho kanosa na mikovavivavy
5 Sady sahisahy no kingakinga [1.1] |
| Explanations in English |
6 a word used in the circumcision ceremonies in invoking a blessing upon a child, and to draw away its attention from the suffereing
[1.2] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 16 lahilahy toetra |
| Anagrams | 17 hilahila, lahilahy |
| Updated on 2025/11/09 |
|