Entry mailaka
Part of speech adjective
Malagasy definition Kinga, haingana, mavitribitrika raha mandeha: Mailaka erỳ izy raha mandeha
¶ Havanambanana, mahay no sady haingana: Mpiasa mailaka Rakoto [Rajemisa 1985]
English definition nimble [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 brisk, active, sprightly [Richardson 1885]
 quick [Hallanger 1973]
French definition leste, adroit, agile [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 habile, ingambe [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1Mailaka izy raha mandeha (Il est leste quand il marche) [Abinal 1888]
2Mailaka izy, raha manao zavatra (Il est leste et adroit quand il fait quelque chose) [Abinal 1888]
Quotes 

Entry mailaka
Part of speech noun
Malagasy definition Ny mailaka dia serivisy amin’ny aterineto izay ahafahan’ireo izay manana adiresy mailaka (kaonty) mandefa ary mahazo taratasy elektronika. []
Vocabulary 

2019/03/18