Entry kinany > kinaka (kaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Kakana, asiana kaka (sombin-javatra asisika mba hampihizina zavatra mihetsiketsika): Tsy nihontsona intsony ny kodiaran' ilay fiara nony nokinaka [1.1]
Explanations in French Calé [1.3]
Morphology 
Present : kinaka, kinako, kinakao, kinany, kinatsika, kinakay, kinakareo, kinak', kina-, kinaky
Past : nokinaka, nokinako, nokinakao, nokinany, nokinatsika, nokinakay, nokinakareo, nokinak', nokina-, nokinaky
Future : hokinaka, hokinako, hokinakao, hokinany, hokinatsika, hokinakay, hokinakareo, hokinak', hokina-, hokinaky
Synonyms voakaka

Entry kinany > kinaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jereo hinaka [1.1]
Explanations in French Comme hinaka

Anagrams 

Entry kinany > hinaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [1.1]
Derivatives 
Synonyms hinakinaka

Entry kinany > hinaka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sady lehibe no matavy, botrefona [1.1]
Derivatives 
Synonyms hinakinaka

Entry kinany > hinaka
Part of speech noun
Explanations in French  [Tankarana] Grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny. [1.19]

Anagrams 

Entry kinany > kinana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] tanantanamanga [1.78]
Explanations in French  [Tankarana] Huile de ricin. (tsìroka) § tanantanamanga. [1.19]
  [Bara, Betsileo, Mahafaly, Sakalava] (parfois improprement orthographié kinany, Mensier, Dictionnaire des huiles végétales, etc.) (de nana : sécrétion blanchâtre des plantes, assimilée au pus qui se forme dans les organes humains infectés). Nom de diverses plantes sécrétant du latex. Surtout : Jatropha curcas L. et Ricinus communis L. (Euphorbiaceae). [1.196]
Scientific name Jatropha curcas, Ricinus communis
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Entry kinany > hinana (hana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1]
Explanations in French  [1.12]
  [1.3]
Examples ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Entry kinany > kina
Part of speech noun
Explanations in French Silencieux. Corruption de gina [1.3]

Entry kinany > kina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Manavy kely, dondozy [1.1]
Vocabulary 

Entry kinany > kina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Ramanavy makadiry [1.78]

Anagrams