| Entry (1/2) | 1 ankany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fifandirana
[Tambahoaka, Taimoro, Sihanaka]
[1.78] 4 ady, fifandirana [Bara] [1.78] 5 fifandirana, fifamaliana [Betsimisaraka] [1.78] 6 fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina) [Tanala] [1.78] |
| Explanations in English |
7 dispute, quarrel. See ady.
[1.2] |
| Synonyms | 8 akany |
| Entry (2/2) | 9 ankany |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 savoka (tantely)
[Bezanozano]
[1.78] |
| Anagrams | ankany, 12 ankina, 13 kanina, kañina, 14 kinana |
| Updated on 2025/11/27 |
|