|
|
|
|

Entry1  hany ka
Elementary words  2  hany, 3  ka
Part of speech  4  conjunction [Full list]
Explanations in Malagasy  5  Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha [1.1]
Explanations in English  6  and so [1.2, 1.7]
Explanations in French  7  [any ka] tellement, de sorte que, de façon que [1.3#48]
8  donc, c'est pourquoi [1.8]
9  tellement, de sorte que [1.27#21]
10  au point que, à tel point que [1.66#730]
Examples  11  hany ka te-hihaona aminao aho [2.643#95]
12  Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako [1.1]
13  Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead) [1.2]
14  Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy [2.606#62]
15  Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky! [2.332#53]

Anagrams  16 hakany, 17 hany ka, 18 hinaka, 19 nakahy

Updated on 2025/09/12