| Entry (1/3) | 1 hinaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy.
[1.1] |
| Synonyms | 4 hinakinaka |
| Entry (2/3) | 5 hinaka |
| Part of speech | 6 adjective |
| Explanations in Malagasy |
7 Sady lehibe no matavy, botrefona.
[1.1] |
| Synonyms | 8 hinakinaka |
| Entry (3/3) | 9 hinaka |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in French |
11 grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny..
[Tankarana]
[1.19] |
| Anagrams | 12 hakany, 13 hany ka, 14 hinaka, 15 nakahy |
| Updated on 2025/11/11 |
|