Entry (1/2) | 1 gina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy misy feo re: Gina ny tanàna Tsy ahitan-teny, tsy miteny, tsy mahateny, tsy mahavolana, tsy mahaloa-peo: Notenenin-drainy izy ka gina terỳ Marenina: Gina ny sofiko azon' ny tabataba [1.1] |
Explanations in English |
4 for ngina [Provincial]
[1.2] 5 silent, solitary [1.7] |
Explanations in French |
6 qui garde le silence, qui n'entend pas, assourdi [1.3#197] 7 silencieux, solitaire [1.8] |
Examples |
8 gina ny tanàna (Le village est silencieux)
[1.3]
9 gina ny sofiko azon' ny tabataba (Mes oreilles sont assourdies par le bruit) [1.3] 10 Notenenina izy ka gina tery (Il a été admonesté et a gardé subitement le silence) [1.3] 11 gina ny olona rehetra. [2.298] 12 Taitra sy gina no nifampijery ny mpianatra. [2.356] 13 Dia gina indray izy ka tsy nety namaly na dia teny indraim-bava akory aza. [2.69] |
Derivatives |
|
Synonyms | 30 gingina |
Analogs | 31 kina, sina, mangina, tankina, tsymiteny, tsymiloabava, tsymiloapeo, tsymitenytsymivolana, mihimoka, mizaimolotra, mikombombava, tsyahitanteny, mafyvava, vitsyteny, misarakaamanteny, moana |
Entry (2/2) | 32 gina |
Part of speech | 33 adjective |
Explanations in English |
34 a very loud report [1.2] |
Anagrams | 35 angy, 36 gina, 37 inga |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |