| Entry (1/2) | 1 mihinana |
| Root | 2 hinana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy
5 Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina 6 Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny 7 Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] |
| Explanations in English |
8 to eat; to use up; to embezzle funds
[1.7] |
| Explanations in French |
9 manger; consommer; détourner des fonds
[1.8] 10 [mihinaña] [Sakalava-Mayotte] manger [1.405] |
| Examples |
11 Ary nony nihinana kelikely, hono, izy, dia hoy izy:
[2.293]
12 Aza mihinana ny varin' Andriambahoaka re ianareo [2.470#138] 13 Eo ampanaovana izany anefa, mahazo mihinan-katsaka izay te hihinana ary na firy na firy. [2.472#21] |
| Morphology |
|
| Analogs | 18 homana, 19 mamahan-tena, 20 mamango, 21 mambosibosika, 22 mambosika, 23 managorodana, 24 manao indraim-bava, 25 manao rapa-dango, 26 manao sesimontotra, 27 manao teli-moka, 28 manao tombokitsatsy, 29 manao tombok' orona, 30 manao tranga, 31 manao vakim-borona, 32 manao voky, 33 mandrapaka, 34 mandrepoka, 35 manendry, 36 manesika, 37 mangeboka, 38 manoranorana, 39 mianjady, 40 mibibaka, 41 mifotafota, 42 Miharaka, 43 mijao, 44 mikesokesoka, 45 miletra, 46 mimontsina, 47 miosanosana, 48 mipaka, 49 misatrasatra, 50 mitelina, 51 mitomboka, 52 mitsamontsamona, 53 mitsingintsingina, 54 miviravira |
| Combinations | 55 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mihinana |
| Proverbs | 56 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 57 mihinàna |
| Root | 58 hinana |
| Part of speech | 59 imperative of active verb mihinana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | mihinàna, mihinana |
| Updated on 2026/04/26 |
|