|
|
|
|

Entry1  hinana
Root  2 hana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana. [1.1]
Explanations in French  [1.12]
[1.3]
Examples  5  ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy. [2.59#]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  17  2 combinations of this word

Anagrams  18 Hananì, 19 hanany, 20 hañina, hanina, 21 hinana

Updated on 2025/11/12