| Entry (1/2) | 1 kanina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fitonoana, fanatsatsihana eo ambony na akaikin' ny afo amin' ny salazam-by na amin' ny vy makarakara fitonoankena; fitaninana afo [1.1] |
| Synonyms | 4 tsikanina |
| Entry (2/2) | 5 kañina |
| Part of speech | 6 adjective |
| Explanations in Malagasy |
7 tsy ambinina [Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrams | 8 ankany, 9 ankina, 10 kanina, kañina, 11 kinana |
| Updated on 2025/10/18 |
|