| Entry | 1 ankina |
| Part of speech | 2 noun |
| Derivatives |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. 11 [1.13] hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony |
| Explanations in English |
12 [1.2#53] [root] |
| Explanations in French |
13 [1.3#50] appui, soutien, charge, responsabilité 14 [1.13] axiome |
| Anagrams | 15 akanin, ankany, ankina, kañina, kanina, kinana, nakain, nakany |
| Updated on 2025/08/10 |
|