Entry hana
Part of speech   Unspecified
French definition   Voir hanina, hinana, homana [Rajaonarimanana 1995]
Derivations  

Entry hana
Part of speech   noun
Malagasy definition   zanaky ny vola nampisamborina [Ravelojaona: Firaketana]
   vola ampizanahina [Rajemisa 1985]
English definition   lending or borrowing money on interest [Richardson 1885]
French definition   capital, tout ce qui est prêté à intérêt [Abinal 1888]
Vocabulary  
Derivations  

Entry hana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara, Betsileo, Taifasy, Taisaka, Tanosy] kapa [Rakotosaona 1972]
   [Bara, Betsileo, Taifasy] kiraro [Rakotosaona 1972]
   [Betsileo] faladian-kiraro [Rakotosaona 1972]
English definition   a provincial word for kiraro or kapa [Richardson 1885]
French definition   [Taisaka] sandale de cuir [Deschamps 1936]
Vocabulary  

Entry hana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] fitana rano [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] gué [Deschamps 1936]
Derivations  

Entry hana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] voditongotra [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry hana
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Bara] vehivavy janga [Ravelojaona: Firaketana, Rakotosaona 1972]
   tsimihorirana, tsimanetsa [Ravelojaona: Firaketana]

Entry hana
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazan-tondro any amin' ny faritany atsimo atsinanana; misy 20stm ny halavany [Ravelojaona: Firaketana]
Vocabulary  

Entry ha~na
Part of speech   circumfix [Words with ha~na]

2017/06/30