| Entry (1/3) | 1 mamoina |
| Root | 2 mamo |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao izay hahaleo, izay hahamamo: Aza mamoinao io zaza io [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/3) | 9 mamoina |
| Root | 10 foina |
| Part of speech | 11 active verb |
| Explanations in Malagasy |
12 Tsy mamela hihetsika na hipaika (fanorona) [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (3/3) | 17 mamoinà |
| Root | 18 foina |
| Part of speech | 19 imperative of active verb mamoina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
| Anagrams | 21 mamoañy, 22 mamoinà, mamoina, 23 mimaona, mimaonà, 24 miomana, miomàna |
| Updated on 2025/10/18 |
|