| Entry | 1 fikizoana |
| Root | 2 kizo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Ny fahalatsahana anatin' ny fahantrana, ny fahalaniam-pananana.
5 Ny fandehanana indray maka alohan' ny hahafatesana (fanorona). [1.1] |
| Vocabulary | 6 Game |
| Anagrams | 7 fikizoana, 8 fikoizana, 9 fizokiana |
| Updated on 2025/09/12 |
|