Entry lehilava (lehy, lava)
Part of speech noun
Malagasy definition fomba fandeha ny pai-panorona, mifamaly amin' ny hoe lehifohy. Mifamaly toy izany koa ny hoe lehihavanana sy lehihavia [Ravelojaona 1937]
French translation manière de jouer au fanorona [Abinal 1888]
Vocabulary 
Antonyms 

Entry Lehilava (lehy, lava)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Examples Rehefa nipetraka kelikely teo ireo Zanakantitra, dia tsy omby ny tanàna ka nivoaka niatsinanana kely naka vohitra teo Ambohimasina ny sasany; ary ny sasany kosa niakandrefana nankeo Lehilava na Andohamandry. Fatratra mihitsy ny fitombony, ka tamin'ny nandaminan'i Laidama ny vatan-dehilahy ho isan-jato sy isan'arivo hampanaovina fanompoana, dia nahatratra telon-jato ny vatan-dehilahy teo aminy: Ambohimiarina zato iray, Ambohimasina zato iray, ary ny andrefana momba an'Andohamandry na Lehilava, zato iray. [Rasamuel: Zanakantitra]

Updated on 2020/07/31