| Entry (1/4) | 1 sorona |
| Part of speech | 2 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Zavatra na biby atolotry ny mpivavaka ho fanatitra solon' ny tenany amin' Andriamanitra: Manolotra sorona |
| Explanations in English |
10 [1.7] a blood sacrifice |
| Explanations in French |
11 [1.8] sacrifice par immolation |
| Article |
12 Randzavola: sorona sy mpisorona ao amin' ny Baiboly |
| Entry (2/4) | 13 sorona |
| Part of speech | 14 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Fikarakarana ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana ny kitay ao ampatana |
| Explanations in French |
21 [1.3#634, 1.196] action d'attiser, d'alimenter le feu 22 [1.196] action d'activer la circulation |
| Entry (3/4) | 23 sorona |
| Part of speech | 24 noun |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
30 [1.1] Tsy filazana amin' ny olona izay zavatra hita fa tsy mety ataony, na mikasika azy na mikasika ny havany |
| Explanations in French |
31 [1.3#634] discrétion, réserve |
| Entry (4/4) | 32 soroña |
| Part of speech | 33 adjective |
| Explanations in Malagasy |
34 [1.78] [Sihanaka]
variana |
| Anagrams | 35 aroson, asoron, naroso, nasoro, norosa, orosan, rosoan, soroña, sorona |
| Updated on 2025/08/10 |
|