|
|
|
|

Entry1  foibe
Elementary words  2 foitra, 3 be
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Toerana afovoany ihaonan' ny tsipika rehetra amin' ny fanorona
6 Toerana lehibe indrindra fikarakarana zavatra na raharaha iray: Foibem-pitaizana ny zaza marenina sy jamba [1.1]
Explanations in English  7 headquarters; a hub [1.7]
Explanations in French  8 quartier général, centre; moyeu [1.8]

Updated on 2025/11/17