| Entry | 1 diam-panorona |
| Elementary words | 2 dia, 3 fanorona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 sary misy tsipika mifanapatapaka tahaka ny sora-panorona [1.1] |
| Explanations in English |
6 [fanorona, a game] the cross marks made on the ground or a board for playing the game fanorona [1.2] |
| Examples |
7 ny rano ary ny rivotra, arak' izay hitanao amin'io diampanorona io : ny Alahamady Alakaosy Alahasaty dia vintan' afo.
[1.381#]
8 Momba ny fanorona anefa, matetika soritana eo amin' ny tany ny diampanorona, dia maka voan-javatra na vato kely na tapatapa-javatra misy eo, dia efa lasa. [2.245#] |
| Vocabulary | 9 Game |
| Updated on 2025/10/11 |
|