|
|
|
|

Entry1  antsivy
Elementary words  2  ana, 3  sivy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany [1.1]
Explanations in English  6  a word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top. [1.2]
Examples  7  An-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona [1.437]
Vocabulary  8  Game
Analogs  9  fanorona

Anagrams  10 antsivy, 11 vinatsy

Updated on 2025/09/12