| Entry | 1 telo noho dimy |
| Elementary words | 2 telo, 3 noho, 4 dimy |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 teny fampiasa amin' ny fanorona raha vato dimy sisa ny ankilany ary telo ny andaniny; matetika tsy misy mahafaty ny mpilalao amin' ny tahaka izany raha samy mahay [1.1#937] |
| Explanations in French |
7 terme de fanorona : trois contre cinq, trois pions d'un côté et cinq de l'autre (dans ce cas là, personne ne gagne ni ne perd) [1.3#693] |
| Vocabulary | 8 Game |
| Updated on 2025/09/12 |
|