Entry laka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ny toerana afovoany amin' ny fanorona, izay ihaonan' ny tsipikamifanapatapaka (mazàna ny mitana ny laka no maharesy amin' ny lalao fanorona
¶ Foibe, fovoana, toerana tsara, (misy karazana laka efatra fantatry ny mpanao fanorona: ny lakabe, ny laka kely, ny lakavilana ary ny lakamanga). [Rajemisa 1985]
English translation   lines drawn at right angles in the game called fanorona [Richardson 1885]
   a position in Malagasy chess or fanorona [Hallanger 1973]
French translation   une position aux échecs malgaches dits fanorona [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry laka
Part of speech   noun
English translation   lakana [Provincial] [Richardson 1885]

Updated on 2010/12/08