| Entry | 1 seranina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 serana |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Lalovana eo anoloana: Tsy tokony hoseranina ny zokiolona Hanina (fiteny amin' ny fanorona rehefa mipaika ka mihinana avy eo an-daka no midina eo anoloana) |
| Explanations in English |
9 [1.7] to be passed by |
| Explanations in French |
10 [1.8] où l'on passe à côté; devant qui on passe rapidement |
| Other spellings | 11 seranana |
| Anagrams | 12 iseranan, naserany, niserana, seranany, seranina, sinerana |
| Updated on 2025/07/29 |
|