Entry (1/3) | 1 paika |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Feo re avy amin' ny zavatra mifandona Fidona, fanapoahana amin' ny tanana na hazo: Paika kely foana dia ampy hampandeha io masinina io Tefy (vato): Vato tsara paika Fandehanana (amin' ny lalao fanorona), fifindran' ny vatom-panorona rehefa mihinana, ka mankeo amin' ny toerana tiany: Anao izao ny paika Tetika ampiasaina, tetikady: Paika fotsiny ny azy [1.1] |
Explanations in English |
4 a stroke, a blow [1.7] |
Explanations in French |
5 coup, choc, cliquetis des armes réprimande un coup au jeu du fanorona [1.3#475] 6 coup [1.8] |
Examples |
7 Diso paika ka matim-bela.
[2.643#]
8 paika tsy miady no itondran' ialahy anay. [2.4#] 9 Tsy nanana hevitra maty paika ny namanay. [1.369#] |
Derivatives |
|
All compound words | 23 12 combinations of paika |
Vocabulary | 24 Sound |
Synonyms | 25 paipaika |
Analogs | 26 dona, poka, gona, katroka |
Entry (2/3) | 27 paika |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in Malagasy |
29 fomba ampiasaina [1.13] |
Explanations in French |
30 procédé; mesure [1.13] |
All compound words |
|
Entry (3/3) | 33 paika |
Part of speech | 34 adjective |
Explanations in Malagasy |
35 maina (taona) [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 36 apika, 37 paika, 38 piaka |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |