Entry manety (ety)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy
¶ Manahirana, manembantsembana: Manety ahy ianao fa mialĂ  [Rajemisa 1985]
Morphology  
manety
nanety
hanety
manete

Entry manety (hety)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mandidy na manapaka amin' ny hety [Rajemisa 1985]
English definition   to cut with scissors; to give a haircut [Hallanger 1973]
French definition   couper avec des ciseaux; tondre les cheveux [Hallanger 1974]
Morphology  
manety
nanety
hanety
maneteza

Entry mañety
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taisaka] mijery, mahita [Rakotosaona 1972]
   [Bara] mijery [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mahita [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/06/07