Entry fety (ety)
Part of speech   noun
French definition   convenance, consentement, assentiment [Abinal 1888]
Quotes  

Entry fety
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
¶ Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [Rajemisa 1985]
English definition   a festival, a holiday [Hallanger 1973]
French definition   fête, réjouissance publique [Hallanger 1974]
Origin   French: fête.

Entry Fety
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/04/07