Entry (1/5) | 1 tety |
Part of speech | 2 adverb, past form [Full list] |
Examples |
3 Feno azy ireny tety amintsika taloha
[2.117#100]
4 izy izay efa nanao famonjena betsaka tety ambonin' ny tany [2.996#23.74.12] |
Entry (2/5) | 5 tety |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Asa atao rehefa mandalo mandeha eo ambony zavatra manaraka ny lavany: Tsara tety ny faritany tamin' io Solombavambahoaka io [1.1] |
Explanations in French |
8 action de parcourir, d'aller des uns aux autres, de passer sur, d'énumérer [1.3] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (3/5) | 31 tety |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 Aretim-parasisa avy amin' ny mikraoby manokana azo amin' ny fitondran-tena ratsy, ka ny amantarana azy voalohany dia fery kely izay antsoina koa hoe "kobay mafy";mafimafy io fery io ary ny isehoany dia eo amin' ny hoditra sy ny faritra mitsiranorano eo amin' ny ankasarotana ary indraindray aza eny amin' ny vava sy ny molotra [1.1] |
Explanations in French |
34 bouton syphilitique particulier à Madagascar [1.3] 35 bouton syphilitique [1.54] |
All compound words |
|
Vocabulary | 37 Health |
Entry (4/5) | 38 tety |
Part of speech | 39 noun |
Explanations in Malagasy |
40 famangiana [Taisaka]
[1.78] |
Entry (5/5) | 41 tety |
Part of speech | 42 noun |
Explanations in Malagasy |
43 tanety [Masikoro]
[2.606#153] |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |