| Index | 
 | 
  | 
|   | 
Proverbs quoting the word : tandroho
 | 
 | 
  | 
| Proverb 1 | Izay very tandroho, very laoka.  [2.558 #1527]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 2 | Mitondra tandroho tsy hanihika ka mampitsangam-bolo ny tsindretra.  [2.558 #2481]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 3 | Mpanihika ka manadino tandroho; mpianala ka manadino famaky; mpitifitra ka manadino bala. [2.165 #1724]
 Mpanihika manadino tandroho, mpianala manadino famaky, mpitifitra manadino basy : andao hiverina fa rahampitso manaraina.  [2.558 #2594]
 | 
| French translation | Être pêcheur (au panier) et oublier son panier; être bûcheron et oublier sa hache; être tireur et oublier ses balles.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 4 | Tandroho tsara ladina no ao ka aza mitsipelika ho amalon-javatra! [2.558 #4040]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 5 | Tsy misy be fiarovana tahaka ny ondrindrano : tsirika telo, antsibe iray, nefa raha azon' ny tandroho mitogaga.  [2.653 #3512]
 Tsy misy be fiarovana toy ny ondrindrano, fa tsirika telo, antsibe iray nefa mitolagaga raha voafaokan'  ny tandroho.  [2.558 #4706]
 | 
 | 
  | 
| Proverb 6 | Vovo miara-milona sy tandroho miara-misitrika. [2.165 #1211]
 Vovo miara-milona, tandroho miara-misitrika.  [2.558 #5055]
 | 
| French translation | (Nous sommes comme) des nasses trempant ensemble et des paniers à pêche qui plongent ensemble.  [2.165]
 | 
 | 
  | 
| Index | 
 | 
  |