| Entry (1/3) | 1 ladina |
| Root | 2 lady |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 anihina mikisaka: Noladin' ny marotanana ny tongony ka saika safotra izy
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Dont on s’approche en rampant, sur quoi on rampe: Noladin’ ny trambo ny tongony (Le cent-pieds a rampé sur son pied)
[1.3#366] |
| Examples |
6 Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa.
[2.643#]
7 Tsy nisy intsony ny natory nanao ladina an-tany. [2.472#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 12 manao ladina an-tany |
| Entry (2/3) | 13 ladina |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in Malagasy |
15 Ny tahon' ny zavamaniry mananika amin' ny zavamaniry hafa: Miolakolaka ny iadim-boatavo
16 Fampifanolanana na fanodidinana tady manodidina zavatra iray 17 Lafika vita amin' ny fon-jozoro na amin' ny mololom-bary, izay mazàna amefena ny aty rindrin' ny lava-bary [1.1] 18 tangoli-javamaniry [1.13] |
| Explanations in English |
19 the shoots of creeping plants
[1.7] |
| Explanations in French |
20 tiges des plantes rampantes ou grimpantes
[1.8] 21 vrille [1.13] 22 (toute l'île, mais prononcé dans certaines régions : lady ou laly) (de lady : action de ramper, de se traîner sur le sol . comparer au Malais : jalin, au Javanais, Batak, Sudannais, etc. : jala, même sens). Nom général des tiges rampantes ou grimpantes, volubiles, surtout lorsqu'elles restent herbacées. Les véritables lianes ligneuses s'appellent vahy . D'où le verbe mandadina : enlacer, lier ensemble plusieurs objets (forte active), aussi, ramper, grimper. En parlant des plantes :
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 33 Botany: (in general) |
| All compound words | 34 8 combinations of that word |
| Proverbs | 35 Proverbs containing that word |
| Entry (3/3) | 36 ladina |
| Part of speech | 37 noun |
| Explanations in Malagasy |
38 ketrona
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Anagrams | 39 dilana, ladina |
| Updated on 2025/12/08 |
|