Entry tandroho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana harona lehibe misy makarakara, vita amin' ny hazondrano ampifadidirina, ka atao fanihifana trondro na toho. (Mitovitovy amin' ny vovo ny tandroho, saingy toy ny sobiky ny bikany ary asaika ao anaty rano no faka hazandrano aminy, fa tsy mba apetraka fotsiny "miandry mahazo" ao anaty rano tahaka ny vovo; atao hoe manihika ny maka hazandrano amin' ny tandroho) [1.1]
 Fitaovana fakana hazandrano [1.13]
Explanations in English An open-weave basket used for dredging fish or shrimps [1.7]
Explanations in French Panier aux mailles ouvertes qui sert à prendre les poissons ou les écrevisses [1.8]
 Nasse [1.13]
Examples 
1Mampiasa harato ny any fa tsy mba tandroho [2.442]
2Aza maniry trondro am-parihy, fa manan-tandroho tsara ladina [2.346]
Vocabulary 
Analogs  lombo ~ vovo
Proverbs 

Entry tandroho
Part of speech noun
Explanations in French (probablement de rohona : grondement du tonnerre). Nom donné à des arbres dont le bois sert de talisman contre la foudre (ody varatra). Ce sont suivant les dialectes :
[Betsimisaraka] Trachylobium verrucosum (Gaertn.) Oliv. (Fabaceae), le Copalier.
[Taifasy, Taimoro] Afzelia bijuga (Colebr.) A. Gray (Fabaceae). Ce dernier propagé comme espèce de reboisement. Voir aussi indrarinandra, intsy. [1.196]
Scientific name Afzelia bijuga, Trachylobium verrucosum
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31