Entry manaraina (maraina)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tonga maraina: Rahampitso indray monaraina
¶ Mivoaka ny trano na mandeha miasa vao maraina: Miasa manaraina izany izy [Rajemisa 1985]
English definition   to go to work or start a voyage early in the morning [Hallanger 1973]
French definition   commencer son travail ou partir en voyage de grand matin [Hallanger 1974]
Morphology  
manaraina
nanaraina
hanaraina
Quotes  

Entry mañaraina
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mijanona indray andro [Rakotosaona 1972]

2012/05/04