Entry laoka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin [...] [full text in Rajemisa 1985]
   hazandrano [Bezanozano, Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
English translation   any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] [Richardson 1885]
   meat, fish, vegetables, etc eaten with rice [Hallanger 1973]
French translation   qu'on mange avec le riz [Hallanger 1974]
Examples  
1Inona izao no laoka hatao eo! [Andraina: I Vola, page 9]
2Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [Ravelomanana: Lalana, page 21]
3laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [Ndemahasoa: Antakay, page 166]
4Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [Dahle: Angano, page 249]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word laoka (0)

Updated on 2016/08/26