|
|
|
|

Entry (1/2)1  famaky
Part of speech  2  noun or adjective
Root  3  vaky
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamaky
Azo vakina: Boky tsy famakin' ny ankizy itony
Explanations in French  5  [1.3] ce qu'on peut fendre, manière de fendre
All compound words 

Entry (2/2)8  famaky
Part of speech  9  noun
Root  10  vaky
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Karazam-piasana vy misy tahony hazo, izay atao hoe zarany, amakiana kitay na iasana amin' ny rafitra
Explanations in English  12  [1.2] An axe, a hatchet.
13  [1.7] an ax, a cleaver
Explanations in French  14  [1.3#802, 1.8] hache
Examples  15  [1.437#] Ny voan' ny famaky mandoa lasiray.
16  [2.332#] Hay mavesatra be iny famaky iny, hoy izy.
All compound words 
Vocabulary  26  Tools
Proverbs  27  Proverbs containing the word famaky
Article  28  Randzavola: famaky ao amin' ny Baiboly

Anagrams  29 famaky, 30 mifakà, mifaka

Updated on 2025/09/13