| Entry | 1 manihika |
| Root | 2 tsihika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Maka hazandrano amin' ny tandroho: Lasa nanihika any amorona izy
5 Maka, mandany, mangalatra tsikelikely: Manihika ny fananan' ny madinika no ataon' ny mpangoron-karena [1.1] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 manihika, 12 mihakina, 13 mihanaky |
| Updated on 2025/11/02 |
|