|
|
|
|

Entry1  manadino
Root  2  hadino
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tsy mahatsiaro: Rehefa faly, mora ny manadino ny lasa [1.1]
Explanations in English  5  to forget [1.2, 1.7]
6  to neglect [1.2]
Explanations in French  7  oublier [1.3#202, 1.8]
8  ne pas se souvenir, pardonner [1.3#202]
Examples  9  Ny ankizy ankehitriny koa tsy manadino. [1.369#]
10  Toroy izy raha manadino, anaro raha miha-fahafa. [2.245#]
11  Tia havana nefa saro-manadino ny ratsy hatao azy na dia tsy manao am-po aza. [1.381#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
All compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manadino

Anagrams  19 amandino, 20 andamino, 21 manadino, 22 mandaoñy, 23 manindao, 24 mañodina, manodìna, manodina, 25 manondia, 26 miondana, miondàna

Updated on 2025/09/20