Entry basy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiadiana ampiasaina hitifirana amin' ny [...]
¶ sy [full text in Rajemisa 1985]
English translation   a musket, a rifle, a fowling-piece. See BOSY. [Dutch, bus, busche.] [Richardson 1885]
   a gun [Hallanger 1973]
French translation   fusil [Hallanger 1974]
Examples  
1Fantatra fa manana basy i Beomby. [Andraina: Mitaraina, page 213]
2Poleta, basy lava, sabatra, lefompohy. [Andriamalala: Ranomasina, page 53]
Vocabulary  
Derivations  
Morphology  
basy
basiko
basinao
basiny
basintsika
basinay
basinareo
basin'
basin-
basim-
Compound words, titles, names  
Quotes  
Analogy   basivava ~ faham-basy ~ mamaham-basy

Entry basy
Part of speech   noun
English translation   a pickaxe, a mattock [Provincial] [Richardson 1885]
Vocabulary  
Morphology  
basy
basiko
basinao
basiny
basintsika
basinay
basinareo
basin'
basin-
basim-

Entry basy
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   Aoka izay! mangina [Rajemisa 1985]
French translation   assez, suffisant. [Tankarana] [David 1952 (takila L)]

Updated on 2017/03/10