Entry vo
Part of speech   noun
Malagasy definition   ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [Rajemisa 1985]
English translation   the barking of a dog [Hallanger 1973]
French translation   aboiement [Hallanger 1974]
Vocabulary  
Derivations  
Quotes  

Entry vovo
Part of speech   noun
Malagasy definition   fandrika [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [Rajemisa 1985]
English translation   a fish-trap with an open basket weave [Hallanger 1973]
French translation   nasse à poissons tressée de lianes [Hallanger 1974]
Examples   Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [Andraina: Mitaraina, page 241]
Vocabulary  
Derivations  
Compound words, titles, names  
Analogy   lombo ~ tandroho
Illustrations  

Entry vovo
Part of speech   noun
Malagasy definition   loharano kely tsy mandeha [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [Rajemisa 1985]
   lava-drano [SLP: Voambolana]
French translation   puits [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Analogy   fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano ~ vovo ranogeja

Entry vovo
Part of speech   noun
Malagasy definition   mpitsikilo [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2013/12/13