<-
->

Sal 84:7 They go from strength to strength, every one of them in Zion appeareth before God. Miampy hery eny am-pandehanana izy; samy miseho eo anatrehan' Andriamanitra any Ziona izy rehetra. Raha mamaky ny lohasahan-dranomaso izy, ovany ho fitoerana feno loharano izany, ary ny ranonoram-pararano mandrotsaka fanambinana aminy. Quand ils passent au val du Baumier, où l' on ménage une fontaine, surcroît de bénédiction, la pluie d' automne les enveloppe.