<-
->

Sal 138:1 I will praise thee with my whole heart: before the gods will I sing praise unto thee. Nataon' i Davida. Hidera Anao amin' ny foko rehetra aho; Eo anatrehan' ireo andriamanitra no hankalazako Anao. Nataon' i Davida. Sitrako ny midera anao amin' ny foko rehetra, sy hihira ho anao amin' ny harpa eo anatrehan' ireo andriamanitra. De David. Je te rends grâce, Yahvé, de tout mon coeur, tu as entendu les paroles de ma bouche. Je te chante en présence des anges,
Sal 138:2 I will worship toward thy holy temple, and praise thy name for thy lovingkindness and for thy truth: for thou hast magnified thy word above all thy name. Hivavaka manandrify ny tempolinao masina aho Ka hidera ny anaranao noho ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao; Fa efa nomenao voninahitra ny teninao ho ambonin' ny anaranao rehetra. Sitrako ny miankohoka eo an-tempolinao masina, sy hankalaza ny anaranao, noho ny hatsaram-ponao amam-pahamarinanao, fa nanao fampanantenana lehibe hianao, mihoatra noho ny voninahitry ny anaranao. je me prosterne vers ton temple sacré. Je rends grâce à ton nom pour ton amour et ta vérité; ta promesse a même surpassé ton renom.
Sal 138:3 In the day when I cried thou answeredst me, and strengthenedst me with strength in my soul. Tamin' ny andro nitarainako dia namaly ahy Hianao; Nomenao fahasahiana aho ka nisy hery ny fanahiko. Tamin' ny andro niantsoako anao naneky ahy hianao, naverinao amin' ny fanahiko ny tanjaka aman-kerim-po. Le jour où j' ai crié, tu m' exauças, tu as accru la force en mon âme.
Sal 138:4 All the kings of the earth shall praise thee, O Lord, when they hear the words of thy mouth. Jehovah ô, hidera Anao ny mpanjaka rehetra amin' ny tany, Fa handre ny tenin' ny vavanao izy. Hidera anao, Iaveh, ny mpanjaka rehetra amin' ny tany, rahefa mandre ny teny to naloaky ny vavanao. Tous les rois de la terre te rendent grâce, Yahvé, car ils entendent les promesses de ta bouche;
Sal 138:5 Yea, they shall sing in the ways of the Lord: for great is the glory of the Lord. Eny hihira ny amin' ny lalan' i Jehovah izy; Fa lehibe ny voninahitr' i Jehovah. Hankalaza ny làlan' ny Tompo izy ireo, fa lehibe ny voninahitry ny Tompo. ils célèbrent les voies de Yahvé "Grande est la gloire de Yahvé!
Sal 138:6 Though the Lord be high, yet hath he respect unto the lowly: but the proud he knoweth afar off. Fa na dia avo aza Jehovah dia mijery ny ambany toetra, Ary ny mpiavonavona fantany eny lavitra eny. Fa avo Iaveh ka mijery ny iva toetra, ary fantany eny lavitra eny, ny mpiavonavona. Sublime, Yahvé! et il voit les humbles et de loin connaît les superbes."
Sal 138:7 Though I walk in the midst of trouble, thou wilt revive me: thou shalt stretch forth thine hand against the wrath of mine enemies, and thy right hand shall save me. Na dia handeha eo amin' ny fahoriana aza aho dia hamelona ahy Hianao; Haninjitra ny tananao hanohitra ny fahatezeran' ny fahavaloko Hianao Ary hamonjy ahy ny tananao ankavanana. Raha mizotra eo afovoan' ny fahoriana aho, dia velominao indray, maninji-tànana hanohana ny hatezeran' ny fahavaloko hianao, ary mamonjy ahy ny tànanao ankavanana. Si je marche au milieu des angoisses, tu me fais vivre, à la fureur de mes ennemis; tu étends la main et ta droite me sauve.
Sal 138:8 The Lord will perfect that which concerneth me: thy mercy, O Lord, endureth for ever: forsake not the works of thine own hands. Jehovah no hahatanteraka ny amiko; Jehovah ô, mandrakizay ny famindram-ponao; Aza mahafoy ny asan' ny tananao. Hotanterahin' ny Tompo izay nataony ho ahy, Iaveh ô, mandrakizay ny hatsaram-ponao: Aza mahafoy ny asan-tànanao! Yahvé aura tout fait pour moi; Yahvé, éternel est ton amour, ne délaisse pas l' oeuvre de tes mains.

<-
->