<-
->

Sal 1:1 Blessed is the man that walketh not in the counsel of the ungodly, nor standeth in the way of sinners, nor sitteth in the seat of the scornful. Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin' ny fisainan' ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin' ny lalana falehan' ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin' ny fipetrahan' ny mpaniratsira; Sambatra ny olona tsy mandeha amin' ny fisainan' ny tsy mpivavaka, tsy mijanona amin' ny làlan' ny mpanota, ary tsy mipetraka miaraka amin' ny mpaniratsira; Heureux l' homme qui ne suit pas le conseil des impies, ni dans la voie des égarés ne s' arrête, ni au siège des rieurs ne s' assied,
Sal 1:2 But his delight is in the law of the Lord; and in his law doth he meditate day and night. Fa ny lalàn' i Jehovah no sitrany; eny ny lalàny no saintsaininy andro aman' alina. fa ny làlan' ny Tompo no ifaliany; sady saintsaininy andro aman' alina. mais se plaît dans la loi de Yahvé, mais murmure sa loi jour et nuit!
Sal 1:3 And he shall be like a tree planted by the rivers of water, that bringeth forth his fruit in his season; his leaf also shall not wither; and whatsoever he doeth shall prosper. Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron' ny rano velona izy, izay mamoa amin' ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa. Tahaka ny hazo nambolena eo amoron' ny rano velona izy, ka ny voany tonga amin' ny fotoany; ny raviny tsy mba malazo; ny ataony rehetra vanona avokoa. Il est comme un arbre planté auprès des cours d' eau; celui-là portera fruit en son temps et jamais son feuillage ne sèche; tout ce qu' il fait réussit
Sal 1:4 The ungodly are not so: but are like the chaff which the wind driveth away. Fa tsy mba toy izany ny ratsy fanahy fa toy ny akofa aelin' ny rivotra izy. Tsy mba toy izany ny tsy mpivavaka: toy ny akofa faohin' ny rivotra izy, rien de tel pour les impies, rien de tel! Mais ils sont comme la bale qu' emporte le vent.
Sal 1:5 Therefore the ungodly shall not stand in the judgment, nor sinners in the congregation of the righteous. Ary noho izany ny ratsy fanahy dia tsy hahajanona eo amin' ny fitsarana, na ny mpanota eo amin' ny fiangonan' ny marina. ka tsy hahatsangana amin' ny andron' ny fitsarana ny tsy mpivavaka, na eo amin' ny fiangonan' ny olo-marina, ny mpanota. Ainsi, les impies ne tiendront pas au Jugement, ni les égarés, à l' assemblée des justes.
Sal 1:6 For the Lord knoweth the way of the righteous: but the way of the ungodly shall perish. Fa fantatr' i Jehovah ny lalan' ny marina, fa ny lalan' ny ratsy fanahy kosa dia mankany amin' ny fahaverezana. Satria ny làlan' ny marina fantatry ny Tompo fa ny làlan' ny mpanota mitarika ho amin' ny fahaverezana. Car Yahvé connaît la voie des justes, mais la voie des impies se perd.

<-
->