<-
->

Sal 108:1 O god, my heart is fixed; I will sing and give praise, even with my glory. Tonon-kira. Salamo nataon' i Davida. Andriamanitra ô, tafatoetra ny foko; Ny fanahiko no hihira sy hankalaza. Fihirana. Salamon' i Davida. Cantique. Psaume. De David.
Sal 108:2 Awake, psaltery and harp: I myself will awake early. Mifohaza, ry valiha sy lokanga; hifoha maraina koa aho. Efa mahazo toky ny foko, ry Andriamanitra ô, dia hihira sy hampanakoako zava-maneno aho. Mitsangàna, ry voninahitro! Mon coeur est prêt, ô Dieu, je veux chanter, je veux jouer! allons, ma gloire,
Sal 108:3 I will praise thee, O Lord, among the people: and I will sing praises unto thee among the nations. Hidera Anao eny amin' ny firenena maro aho, Jehovah ô, Ary hankalaza Anao eny amin' ny jentilisa. Mifohaza, ry valiha amana harpako! Aoka hamoha ny mazava atsinanana aho! éveille-toi, harpe, cithare, que j'éveille l' aurore!
Sal 108:4 For thy mercy is great above the heavens: and thy truth reacheth unto the clouds. Fa lehibe mihoatra ny lanitra ny famindram-ponao; Ary mipaka eny amin' ny rahona ny fahamarinanao. Hidera anao eo amin' ny vahoaka aho, ry Iaveh! hihira ho anao eo amin' ny firenena aho. Je veux te louer chez les peuples, Yahvé, jouer pour toi dans les pays;
Sal 108:5 Be thou exalted, O God, above the heavens: and thy glory above all the earth; Misandrata any ambonin' ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô; Ary aoka ho etý ambonin' ny tany rehetra ny voninahitrao. Fa misondrotra hihoatra ny lanitra ny hatsaram-ponao, ary tafapaka amin' ny rahona ny fahamarinanao. grand par-dessus les cieux ton amour, jusqu' aux nues, ta vérité.
Sal 108:6 That thy beloved may be delivered: save with thy right hand, and answer me. Mba hahafaka ny malalanao, Dia vonjeo amin' ny tananao ankavanana aho, ka valio. Misandrata hihoatra ny lanitra, ry Andriamanitra; aoka hamirapiratra amin' ny tany rehetra ny voninahitrao. O Dieu, élève-toi sur les cieux. Sur toute la terre, ta gloire!
Sal 108:7 God hath spoken in his holiness; I will rejoice, I will divide Shechem, and mete out the valley of Succoth. Andriamanitra niteny tamin' ny fahamasinany hoe: Hifaly Aho ka hizara an' i Sekema, Ary ny lohasahan' i Sokota horefesiko; Mba ho afaka ireo malalanao, vonjeo amin' ny tànanao ankavanana, ary valio vavaka aho. Pour que soient délivrés tes bien-aimés, sauve par ta droite et réponds-nous.
Sal 108:8 Gilead is mine; Manasseh is mine; Ephraim also is the strength of mine head; Judah is my lawgiver; Ahy Gileada, Ahy Manase; Ary aron' ny lohako Efraima; Tehim-panjakako Joda; Efa niteny tamin' ny fahamasinany Andriamanitra: Hientan-kafaliana aho! Fa lasan-ko anjarako Sikema; horefesiko Sokota. Dieu a parlé en son sanctuaire "J' exulte, je partage Sichem, j' arpente la vallée du Sukkot.
Sal 108:9 Moab is my washpot; over Edom will I cast out my shoe; over Philistia will I triumph. Tavindranoko fanasana Moaba; Edoma no hanipazako ny kapako; noho ny amin' i Filistia ho hihobiako. Ahy Galaada, ahy Manase; fiadiana aro lohako Efraima, ary tehim-panjakako Jodà; "A moi Galaad, à moi Manassé, Ephraïm, l' armure de ma tête, Juda, mon bâton de commandement,
Sal 108:10 Who will bring me into the strong city? who will lead me into Edom? Iza no hitondra ahy ho any an-tanàna mafy? Iza no hitarika ahy ho any Edoma? Moaba tavin-drano fandroako, Edoma anipazako ny kapako; Ny tanin' ny Filistina no anaovako hobin-kafaliana! "Moab, le bassin où je me lave! sur Edom, je jette ma sandale, contre la Philistie je crie victoire."
Sal 108:11 Wilt not thou, O God, who hast cast us off? and wilt not thou, O God, go forth with our hosts? Tsy Hianao va no efa nanary anay, Andriamanitra ô, Sady tsy mivoaka miaraka amin' ny miaramilanay, Andriamanitra ô? Iza no hitondra ahy any amin' ny tanàna mimanda? Iza no hitarika ahy ho any Edoma? Qui me mènera dans une ville forte, qui me conduira jusqu' en Edom,
Sal 108:12 Give us help from trouble: for vain is the help of man. Vonjeo amin' ny fahavalo izahay; Fa zava-poana ny famonjena ataon' ny olona. Tsy hianao izay efa nanary anay va, ry Andriamanitra, hianao, ry Andriamanitra, izay efa tsy niara-nivoaka tamin' ny tafikay intsony? sinon Dieu, toi qui nous as rejetés, Dieu qui ne sors plus avec nos armées.
Sal 108:13 Through God we shall do valiantly: for he it is that shall tread down our enemies. Andriamanitra no haharezan-tsika; Fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika. Vonjeo amin' ny mpampahory anay izahay, fa zava-poana ny famonjena avy amin' olombelona. Porte-nous secours dans l' oppression néant, le salut de l' homme!
Sal 108:14 Raha omban' Andriamanitra isika dia herim-po no hasehontsika; izy no hanorotoro ny fahavalontsika. Avec Dieu nous ferons des prouesses, et lui piétinera nos oppresseurs.

<-
->