<-
->

Sal 64:1 Hear my voice, O God, in my prayer: preserve my life from fear of the enemy. Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida. Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô; arovy ny aiko amin' ny tahotro ny fahavalo. Ho an' ny mpampianatra hira. Salamon' i Davida. Du maître de chant. Psaume. De David.
Sal 64:2 Hide me from the secret counsel of the wicked; from the insurrection of the workers of iniquity: Afeno aho tsy ho azon' ny firaisan-tetiky ny ratsy fanahy,sy ny fitabataban' ny mpanao ratsy, Andriamanitra ô, henoy ny feoko, raha mampandre ny fitaranaiko aho, arovy amin' ny fahavalo mampitahotra ahy ny aiko. Ecoute, ô Dieu, la voix de ma plainte, contre la peur de l' ennemi garde ma vie;
Sal 64:3 Who whet their tongue like a sword, and bend their bows to shoot their arrows, even bitter words: Izay mandranitra ny lelany ho tahaka ny sabatra, ka mikendry handefa ny zana-tsipìkany, dia teny mangidy. Fefeo aho, tsy ho azon' ny firaisan-tetiky ny mpanao ratsy, tsy ho azon' ny andrian' olon-dratsy efa misafoaka, à la bande des méchants cache-moi, à la meute des ouvriers de mal!
Sal 64:4 That they may shoot in secret at the perfect: suddenly do they shoot at him, and fear not. Mba hitifitra mangingina ny mahitsy; mitifitra azy tampoka izy ka tsy matahotra. izay manasa ny lelany toy ny sabatra, izay manamboatra ny zana-tsipìkany - izay teny mangidy - Eux qui aiguisent leur langue comme une épée, ils ajustent leur flèche, parole amère,
Sal 64:5 They encourage themselves in an evil matter: they commune of laying snares privily; they say, Who shall see them? Hamafiny ny hevi-dratsiny; mifampitaona hanao fandri-totofana izy ka manao hoe: iza no hahita izany? handefasany azy an-katakonana hitifitra ny tsy manan-tsiny; alefany hamelezany azy tampoka, tsy aman-tahotra akory. pour tirer en cachette sur l' innocent, ils tirent soudain et ne craignent rien.
Sal 64:6 They search out iniquities; they accomplish a diligent search: both the inward thought of every one of them, and the heart, is deep. Manao saim-petsy izy; omaniny tsara ny sain-dalina voaheviny; lalina ny ao anatin' ny olombelona, dia ny fony. Mihombo mafy amin' ny hevi-dratsiny izy; mifanolo-tsaina hamela-pandrika izy; ka manao hoe: Iza moa no hahita izany? Ils s' encouragent dans leur méchante besogne, ils calculent pour tendre des pièges, ils disent : "Qui les verra
Sal 64:7 But God shall shoot at them with an arrow; suddenly shall they be wounded. Mitifitra azy Andriamanitra; tampoka toy ny fiantefan' ny zana-tsipìka no fahavoazany. Tsy misaina afa-tsy heloka be vava izy: Vonona isika, hoy izy, vita tsara ny tatik' ady. Lalina ny ao anatin' ny olombelonoa sy ny fony! et scrutera nos secrets?" Il les scrute, celui qui scrute le fond de l' homme et le coeur profond.
Sal 64:8 So they shall make their own tongue to fall upon themselves: all that see them shall flee away. Apotrany izy ka voasingotra ny lelany ihany; mandositra izay rehetra mahita azy. Kanjo kosa nolefasan' Andriamanitra ny zana-tsipìkany izy ireo, ka indreo izy maratra tampoka. Dieu a tiré une flèche, soudaines ont été leurs blessures;
Sal 64:9 And all men shall fear, and shall declare the work of God; for they shall wisely consider of his doing. Dia matahotra ny olona rehetra ka manambara ny ataon' Andriamanitra sady mandinika tsara ny asany. Azera amin' ny tany izy; voatsingidin' ny vava nalefany izy. Mihifikifi-doha avokoa izay mahita azy. il les fit choir à cause de leur langue, tous ceux qui les voient hochent la tête.
Sal 64:10 The righteous shall be glad in the Lord, and shall trust in him; and all the upright in heart shall glory. Mifaly amin' i Jehovah ny marina ka mialoka aminy; eny, mifaly tena ny mahitsy fo rehetra. Raiki-tahotra avokoa ny olona, ka manely laza ny nataon' Andriamanitra, fa fantany izay efa nataony. Tout homme alors craindra, il publiera l' oeuvre de Dieu, et son action, il la comprendra.
Sal 64:11 Dia mifaly amin' ny Tompo sy mitoky aminy marina; mirehareha avokoa ny mahitsy fo rehetra. Le juste aura sa joie en Yahvé et son refuge en lui; ils s' en loueront, tous les coeurs droits.

<-
->