<-
->

Sal 130:1 Out of the depths have I cried unto thee, O Lord. Fihirana fiakarana. Tao amin' ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô, Fihirana fiakarana. Ato am-body hantsana aho no miantso anao, ry Iaveh. Tompo ô, henoy ny feoko; Cantique des montées. Des profondeurs je crie vers toi, Yahvé
Sal 130:2 Lord, hear my voice: let thine ears be attentive to the voice of my supplications. Tompo ô, henoy ny feoko; Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon' ny fifonako. aoka ny sofinao anie hihaino ny feon' ny fivavahako. Seigneur, écoute mon appel. Que ton oreille se fasse attentive à l' appel de ma prière!
Sal 130:3 If thou, Lord, shouldest mark iniquities, O Lord, who shall stand? Raha mandinika heloka Hianao, Jehovah ô, Iza no hahajanona, Tompo ô? Raha mitana ny fahatsiarovana ny heloka hianao, ry Iaveh, iza no haharitra, Tompo ô? Si tu retiens les fautes, Yahvé, Seigneur, qui subsistera?
Sal 130:4 But there is forgiveness with thee, that thou mayest be feared. Fa eo aminao no misy ny famelan-keloka, Mba hatahorana Anao. Fa ao aminao ny famelan-keloka, mba hanajan' ny olona anao. Mais le pardon est près de toi, pour que demeure ta crainte.
Sal 130:5 I wait for the Lord, my soul doth wait, and in his word do I hope. Niandry an' i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko, Ary ny teniny no nanantenako. Manantena an' ny Tompo aho, manantena ny fanahiko, ary miandry ny teniny aho. J' espère, Yahvé, elle espère, mon âme, en ta parole;
Sal 130:6 My soul waiteth for the Lord more than they that watch for the morning: I say, more than they that watch for the morning. Ny fanahiko miandry ny Tompo Mihoatra noho ny fiandrin' ny mpiambina ny maraina, Dia ny fiandrin' ny mpiambina ny maraina. Maniry ny Tompo ny fanahiko, mihoatra noho ny anirian' ny mpiambina ny fipoahan' ny andro. mon âme attend le Seigneur plus que les veilleurs l' aurore; plus que les veilleurs l' aurore,
Sal 130:7 Let Israel hope in the Lord: for with the Lord there is mercy, and with him is plenteous redemption. Manantenà an' i Jehovah, ry Isiraely; Fa eo amin' i Jehovah no misy famindram-po sy fanavotana be; Apetraho amin' ny Tompo ny fitokianao, ry Israely, fa ao amin' ny Tompo no misy ny famindram-po; ao aminy no misy fanafahana mihoa-pampana. qu' Israël attende Yahvé! Car près de Yahvé est la grâce, près de lui, l' abondance du rachat;
Sal 130:8 And he shall redeem Israel from all his iniquities. Ary Izy no hanavotra ny Isiraely Ho afaka amin' ny helony rehetra. Izy no hanavotra an' Israely amin' ny helony rehetra. c' est lui qui rachètera Israël de toutes ses fautes.

<-
->