<-
->

Sal 135:1 Praise ye the Lord. Praise ye the name of the Lord; praise him, O ye servants of the Lord. Haleloia. Miderà ny anaran' i Jehovah; Miderà, ianareo mpanompon' i Jehovah, Aleloia! - Miderà ny anaran' ny Tompo, miderà azy hianareo mpanompon' ny Tompo, Alleluia! Louez le nom de Yahvé, louez, serviteurs de Yahvé,
Sal 135:2 Ye that stand in the house of the Lord, in the courts of the house of our God. Hianareo izay mpitoetra ao an-tranon' i Jehovah, Eo anatin' ny kianjan' ny tranon' Andriamanitsika. hianareo manao fanompoana ao an-tranon' ny Tompo, eo an-kianjan' ny tranon' Andriamanitsika. officiant dans la maison de Yahvé, dans les parvis de la maison de notre Dieu.
Sal 135:3 Praise the Lord; for the Lord is good: sing praises unto his name; for it is pleasant. Miderà an' i Jehovah, fa tsara Izy; Mankalazà ny anarany, fa mahafinaritra izany. Miderà an' ny Tompo fa tsara Iaveh, mihirà ny anarany amin' ny harpa, fa mamy tanteraka. Louez Yahvé, car il est bon, Yahvé, jouez pour son nom, car il est doux.
Sal 135:4 For the Lord hath chosen Jacob unto himself, and Israel for his peculiar treasure. Fa Jakoba nofidin' i Jehovah ho Azy, Ary Isiraely ho rakitra soa ho Azy, Fa Iaveh efa nifidy an' i Jakoba ho azy, sy an' Israely ho lovany. C' est Jacob que Yahvé s' est choisi, Israël dont il fit son apanage.
Sal 135:5 For I know that the Lord is great, and that our Lord is above all gods. Fa fantatro fa lehibe Jehovah, Ary ambonin' ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika. Eny, fantatro, lehibe Iaveh, ambony noho ny andriamanitra rehetra ny Tompontsika. Moi je sais qu' il est grand, Yahvé, que notre Seigneur surpasse tous les dieux.
Sal 135:6 Whatsoever the Lord pleased, that did he in heaven, and in earth, in the seas, and all deep places. Manao izay sitrapony rehetra Jehovah, Na any amin' ny lanitra, na etý ambonin' ny tany, Na any amin' ny ranomasina sy ny rano lalina rehetra. Manao izay tiany rehetra Iaveh, eny an-danitra sy ety ambonin' ny tany, any an-dranomasina sy any amin' ny hantsana rehetra. Tout ce qui plaît à Yahvé, il le fait, au ciel et sur terre, dans les mers et tous les abîmes.
Sal 135:7 He causeth the vapours to ascend from the ends of the earth; he maketh lightnings for the rain; he bringeth the wind out of his treasuries. Mampiakatra zavona avy amin' ny faran' ny tany Izy; Manao helatra arahin-dranonorana Izy; Mamoaka ny rivotra avy ao an-trano fitehirizany Izy, Mampiakatra ny zavona avy amin' ny faran' ny tany izy; mandefa ny tselatra aman-dranonorana, mamoaka ny rivotra avy amin' ny firaketany. Faisant monter les nuages du bout de la terre, il produit avec les éclairs la pluie, il tire le vent de ses trésors.
Sal 135:8 Who smote the firstborn of Egypt, both of man and beast. Dia Ilay namely ny voalohan-terak' i Egypta, Na olona, na biby. Namono ny voalohan-terak' i Ejipta izy fahiny, hatramin' ny olona ka hatramin' ny biby. Il frappa les premiers-nés d' Egypte depuis l' homme jusqu' au bétail;
Sal 135:9 Who sent tokens and wonders into the midst of thee, O Egypt, upon Pharaoh, and upon all his servants. Nanatitra famantarana sy fahagagana teo aminao Izy, ry Egypta ô, Eny, tamin' i Farao sy ny mpanompony rehetra, Naneho famantarana amam-pahagagana izy, teo afovoanao, ry Ejipta, namelezany an' i Faraona sy ny mpanompony rehetra. il envoya signes et prodiges au milieu de toi, Egypte, sur Pharaon et tous ses serviteurs.
Sal 135:10 Who smote great nations, and slew mighty kings; Dia Ilay namely ny jentilisa maro Ka nahafaty mpanjaka mahery, Firenena maro no nasiany, ary mpanjaka mahery no novonoiny: Il frappa des païens en grand nombre, fit périr des rois valeureux,
Sal 135:11 Sihon king of the Amorites, and Og king of Bashan, and all the kingdoms of Canaan: Dia Sihona, mpanjakan' ny Amorita, Sy Oga, mpanjakan' i Basana, Ary ny fanjakan' i Kanana rehetra; Sehona mpanjakan' ny Amoreana, Oga mpanjakan' i Basàna, mbamin' ny mpanjaka rehetra tany Kanaana, Sihôn, roi des Amorites, et Og, roi du Bashân, et tous les royaumes de Canaan;
Sal 135:12 And gave their land for an heritage, an heritage unto Israel his people. Ary ny taniny nomeny ho lova, Eny, ho lovan' ny Isiraely olony. ka natolony ho lova ny tanin' ireo, dia ho lovan' Israely vahoakany. et il donna leur terre en héritage, en héritage à Israël son peuple.
Sal 135:13 Thy name, O Lord, endureth for ever; and thy memorial, O Lord, throughout all generations. Jehovah ô, mandrakizay ny anaranao; Jehovah ô, hihatra amin' ny taranaka fara mandimby ny fahatsiarovana Anao. Iaveh ô, maharitra mandrakizay ny anaranao: Iaveh ô maharitra amin' ny taona rehetra mifandimby ny fahatsiarovana anao. Yahvé, ton nom à jamais! Yahvé, ton souvenir d'âge en âge!
Sal 135:14 For the Lord will judge his people, and he will repent himself concerning his servants. Fa hanome rariny ny olony Izy Ary hanenina ny amin' ny mpanompony. Fa manome rariny ny vahoakany Iaveh, ary miantra ny mpanompony izy. Car Yahvé prononce pour son peuple, il s'émeut pour ses serviteurs.
Sal 135:15 The idols of the heathen are silver and gold, the work of men' s hands. Ny sampin' ny jentilisa dia volafotsy sy volamena, Asan' ny tànan' olona; Ny sampin' ny firenena dia volafotsy amam-bolamena, asa-tànan' olombelona. Les idoles des païens, or et argent, une oeuvre de main d' homme!
Sal 135:16 They have mouths, but they speak not; eyes have they, but they see not; Manam-bava izy, fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita; Manam-bava fa tsy miteny izy; mana-maso fa tsy mahita; elles ont une bouche et ne parlent pas, elles ont des yeux et ne voient pas.
Sal 135:17 They have ears, but they hear not; neither is there any breath in their mouths. Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Ary tsy misy fofonaina ao am-bavany. manan-tsofina fa tsy mahare izy, tsy misy fofon' aina akory aza ny vavany. Elles ont des oreilles et n' entendent pas, pas le moindre souffle en leur bouche.
Sal 135:18 They that make them are like unto them: so is every one that trusteth in them. Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy. Hanahaka ireny anie ry zareo nanao azy, na iza na iza mitoky aminy! Comme elles, seront ceux qui les firent, quiconque met en elles sa foi.
Sal 135:19 Bless the Lord, O house of Israel: bless the Lord, O house of Aaron: Misaora an' i Jehovah, ry taranak' Isiraely; Misaora an' i Jehovah, ry taranak' i Arona; Misaora an' ny Tompo, ry taranak' Israely! Misaora an' ny Tompo, ry taranak' i Aarona! Maison d' Israël, bénissez Yahvé, maison d' Aaron, bénissez Yahvé,
Sal 135:20 Bless the Lord, O house of Levi: ye that fear the Lord, bless the Lord. Misaora an' i Jehovah, ry taranak' i Levy; Hianareo izay matahotra an' i Jehovah, misaora an' i Jehovah. Misaora an' ny Tompo, ry taranak' i Levì! Misaora an' ny Tompo, hianareo matahotra an' ny Tompo! maison de Lévi, bénissez Yahvé, ceux qui craignent Yahvé, bénissez Yahvé.
Sal 135:21 Blessed be the Lord out of Zion, which dwelleth at Jerusalem. Praise ye the Lord. Isaorana avy any Ziona anie Jehovah, Izay mitoetra any Jerosalema. Haleloia. Hisaorana avy ao Siona anie Iaveh, izay mitoetra ao Jerosalema! Aleloia! Béni soit Yahvé depuis Sion, lui qui habite Jérusalem!

<-
->