<-
->

Sal 114:1 When Israel went out of Egypt, the house of Jacob from a people of strange language; Fony nivoaka avy tany Egypta ny Isiraely, Dia ny taranak' i Jakoba avy tany amin' ny firenena hafa fiteny, Raha nivoaka tany Ejipta Israely ka niala tamin' ny firenena barbariana ny fianakavian' i Jakoba, Alleluia! Quand Israël sortit d' Egypte, la maison de Jacob, de chez un peuple barbare,
Sal 114:2 Judah was his sanctuary, and Israel his dominion. Joda no fitoerany masina, Isiraely no fanjakany. Jodà no tonga fitoerany masina, Israely no fanjakany. Juda lui devint un sanctuaire, et Israël, son domaine.
Sal 114:3 The sea saw it, and fled: Jordan was driven back. Ny ranomasina nahita ka nandositra; Ary niorika Jordana. Nahita azy ny ranomasina dia nandositra, Jordany nianotra niverina. La mer voit et s' enfuit, le Jourdain retourne en arrière;
Sal 114:4 The mountains skipped like rams, and the little hills like lambs. Ny tendrombohitra dia nifalihavanja tahaka ny ondrilahy, Ary ny havoana tahaka ny zanak' ondry. Ny tendrombohitra nifalihavanja, tahaka ny ondralahy; ary ny havoana tahaka ny zanak' ondry. les montagnes sautent comme des béliers et les collines comme des agneaux.
Sal 114:5 What ailed thee, O thou sea, that thou fleddest? thou Jordan, that thou wast driven back? Inona izato mahazo anao, ry ranomasina, no mandositra ianao? Ary ianao, ry Jordana, no miorika ianao? Maninona ity hianao no mandositra, ry ranomasina? ary ity hianao no mianotra miverina, ry Jordany? Qu' as-tu, mer, à t' enfuir, Jourdain, à retourner en arrière,
Sal 114:6 Ye mountains, that ye skipped like rams; and ye little hills, like lambs? Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; Ary ianareo havoana, tahaka ny zanak' ondry? Nahoana ireto hianareo, ry tendrombohitra, no mifalihavanja hoatra ny ondralahy ary hianareo, ry havoana, toy ny zanak' ondry? et vous, montagnes, à sauter comme des béliers, collines, comme des agneaux?
Sal 114:7 Tremble, thou earth, at the presence of the Lord, at the presence of the God of Jacob; Mihorohoroa eo anatrehan' ny Tompo, ry tany, Dia eo anatrehan' Andriamanitr' i Jakoba. Mangovita eo anatrehan' ny tavan' ny Tompo, ry tany, dia eo anatrehan' ny tavan' Andriamanitr' i Jakoba, Tremble, terre, devant la face du Maître, devant la face du Dieu de Jacob,
Sal 114:8 Which turned the rock into a standing water, the flint into a fountain of waters. Izay mampody ny vatolampy ho rano monina Ary ny afovato ho loharano. izay manova ny harambato ho farihy ary ny vatolampy ho loharano. qui change le rocher en étang et le caillou en source.

<-
->