<-
->

Sal 40:1 I waited patiently for the Lord; and he inclined unto me, and heard my cry. Ho an' ny mpiventy hira. Salamo nataon' i Davida. Niandry dia niandry an' i Jehovah aho; ary nitodika nitsinjo ahy Izy ka nandre ny fitarainako. Ho an' ny mpampianatra hira. Nataon' i Davida. Salamo. Du maître de chant. De David. Psaume.
Sal 40:2 He brought me up also out of an horrible pit, out of the miry clay, and set my feet upon a rock, and established my goings. Dia nampakatra ahy avy tao amin' ny lavaka fandringanana Izy, eny, tamin' ny fotaka mandrevo; ary nampitoetra ny tongotro teo ambony vatolampy Izy ka nampijoro ahy. Iaveh no nametrahako ny fanantenako rehetra; nitongilana tamiko izy, nihaino ny fitarainako. J' espérais Yahvé d' un grand espoir, il s' est penché vers moi, il écouta mon cri.
Sal 40:3 And he hath put a new song in my mouth, even praise unto our God: many shall see it, and fear, and shall trust in the Lord. Ary nanisy fihiram-baovao teo am-bavako Izy, dia fideràna an' Andriamanitsika; maro no hahita sy hatahotra ary hatoky an' i Jehovah. Notsoahany tamin' ny lavaka fahaverezana aho, sy tamin' ny fotaka mandrevo; najorony tamin' ny vatolampy ny tongotro, nataony matotra ny diako. Il me tira du gouffre tumultueux, de la vase du bourbier; il dressa mes pieds sur le roc, affermissant mes pas.
Sal 40:4 Blessed is that man that maketh the Lord his trust, and respecteth not the proud, nor such as turn aside to lies. Sambatra izay olona manao an' i Jehovah ho tokiny, ka tsy mivily ho naman' ny mpiavonavona na ny mpivadika ho amin' ny lainga. nanisy fihiram-baovao teo am-bavako izy, hira fiderana ny Andriamanitsika; maro no mahita izany ka manaja an' ny Tompo, sy matoky azy. En ma bouche il mit un chant nouveau, louange à notre Dieu; beaucoup verront et craindront, ils auront foi en Yahvé.
Sal 40:5 Many, O Lord my God, are thy wonderful works which thou hast done, and thy thoughts which are to us-ward: they cannot be reckoned up in order unto thee: if I would declare and speak of them, they are more than can be numbered. Nohamaroinao ny fahagaganao sy ny hevitrao izay nataonao ho anay, Jehovah Andriamanitra ô. Tsy misy azo ampitahaina aminao Raha tiako hambara sy holazaina ireny, dia, indro, maro loatra izy ka tsy tambo isaina. Sambatra ny olona mametraka ny fitokiany amin' ny Tompo, ka tsy mivadika hankamin' ny mpiavonavona sy amin' izay maniasia entin' ny lainga. Heureux est l' homme, celui-là qui met en Yahvé sa foi, ne tourne pas du côté des rebelles égarés dans le mensonge!
Sal 40:6 Sacrifice and offering thou didst not desire; mine ears hast thou opened: burnt offering and sin offering hast thou not required. Ny fanatitra alatsa-drà sy ny fanatitra hohanina tsy mba sitrakao ny sofiko nataonao malady ny fanatitra dorana sy ny fanatitra noho ny ota tsy mba nilainao; Nohamaroinao, ry Iaveh Andriamanitro, ny zava-mahagaga aman-kevitra voakasanao anasoavanao anay; tsy misy azo ataha aminao. Maniry hitory sy hanambara an' ireny aho, fa mihoatra ny azo lazaina izy. Que de choses tu as faites, toi, Yahvé mon Dieu, tes merveilles, tes projets pour nous rien ne se mesure à toi! Je veux le publier, le redire il en est trop pour les dénombrer.
Sal 40:7 Then said I, Lo, I come: in the volume of the book it is written of me, Dia hoy izaho:inty aho tonga ao amin' ny horonam-boky no nanoratana ahy. Tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra, notevehinao ny sofiko; tsy ilainao ny sorona dorana aman-tsorona fanonerana. Tu ne voulais sacrifice ni oblation, tu m' as ouvert l' oreille, tu n' exigeais holocauste ni victime,
Sal 40:8 I delight to do thy will, O my God: yea, thy law is within my heart. Ny hanao ny sitraponao, Andriamanitra ô, no sitrako; ary ny lalanao no ato anatiko. Ka hoy aho amin' izany: Inty aho tonga, miaraka amin' ny horonan-taratasy voasoratra ho ahy. alors j' ai dit : Voici, je viens. Au rouleau du livre il m' est prescrit
Sal 40:9 I have preached righteousness in the great congregation: lo, I have not refrained my lips, O Lord, thou knowest. Efa nilaza teny mahafaly ny amin' ny fahamarinana teo amin' ny fiangonana lehibe aho; indro ny molotro tsy mba nakomboko; Jehovah ô, Hianao no mahalala. Ny hanao ny sitra-ponao no sitrako, ry Andriamanitra ô! ary ny làlanao no ato anatin' ny foko. de faire tes volontés; mon Dieu, j' ai voulu ta loi au profond de mes entrailles.
Sal 40:10 I have not hid thy righteousness within my heart; I have declared thy faithfulness and thy salvation: I have not concealed thy lovingkindness and thy truth from the great congregation. Ny fahamarinanao tsy mba nafeniko tato am-poko; ny fahamarinanao sy ny famonjenao no nambarako; tsy nanafina ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao tamin' ny fiangonana lehibe aho. Hitory ny fahamarinana eo amin' ny fivorian-dehibe aho; sy hanakombona ny molotro aho, fantatrao izany, ry Iaveh ô J' ai annoncé la justice de Yahvé dans la grande assemblée; vois, je ne ferme pas mes lèvres, toi, tu le sais.
Sal 40:11 Withhold not thou thy tender mercies from me, O Lord: let thy lovingkindness and thy truth continually preserve me. Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko; aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva. Tsy hotanako miafina ato am-poko ny fahamarinanao: hitory ny tsy fivadihanao amam-pamonjenao aho, ary tsy hangina manafina ny hatsaram-ponao amam-pahamarinanao, eo amin' ny fivorian-dehibe. Je n' ai pas celé ta justice au profond de mon coeur, j' ai dit ta fidélité, ton salut, je n' ai pas caché ton amour et ta vérité à la grande assemblée.
Sal 40:12 For innumerable evils have compassed me about: mine iniquities have taken hold upon me, so that I am not able to look up; they are more than the hairs of mine head: therefore my heart faileth me. Fa nanodidina ahy ny fahoriana tsy tambo isaina; nahazo ahy ny heloko, ka tsy mahay mijery aho; maro noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko. Tsy hanampina ny famindram-ponao amiko anie hianao, ry Iaveh! hiambina ahy mandrakariva anie ny hatsaram-ponao amam-pahamarinanao! Toi, Yahvé, tu ne fermes pas pour moi tes tendresses! ton amour et ta vérité sans cesse me garderont.
Sal 40:13 Be pleased, O Lord, to deliver me: O Lord, make haste to help me. Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingàna hamonjy ahy. Fa itangoronan-doza tsy hita isa aho, voasambotry ny fahotako aho ka tsy mahajery; maro isa noho ny volon-dohako ireny, ka reraka ny foko. Car les malheurs m' assiègent, à ne pouvoir les dénombrer; mes torts retombent sur moi, je n' y peux plus voir; ils foisonnent plus que les cheveux de ma tête et le coeur me manque.
Sal 40:14 Let them be ashamed and confounded together that seek after my soul to destroy it; let them be driven backward and put to shame that wish me evil. Aoka ho indray menatra sy mangaihay izay mitady hanimba ny aiko; aoka hiamboho sy ho menatra izay mankasitraka ahy ho ory. Ry Iaveh ô, mba ankasitraho ny hanafaka ahy! Ry Iaveh ô, faingana hamonjy ahy! Daigne, Yahvé, me secourir! Yahvé, vite à mon aide!
Sal 40:15 Let them be desolate for a reward of their shame that say unto me, Aha, aha. Aoka ho ankona noho ny fahamenarany ireny manao amiko hoe: Hià! sakoa izay! Ho menatra sy hangaihay avokoa anie, ireo mitady ny aiko hamerezany azy! Hihemotra sy menatra foana anie ireo maniry ahy ho levona! Honte et déshonneur sur tous ceux-là qui cherchent mon âme pour la perdre! Arrière! honnis soient-ils, ceux que flatte mon malheur!
Sal 40:16 Let all those that seek thee rejoice and be glad in thee: let such as love thy salvation say continually, The Lord be magnified. Aoka ho faly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; aoka izay rehetra tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Jehovah. Ho ankona noho ny fahamenarany anie ireo manao amiko hoe: Hià, hià! qu' ils soient stupéfiés de honte, ceux qui me disent : Ha! ha!
Sal 40:17 But I am poor and needy; yet the Lord thinketh upon me: thou art my help and my deliverer; make no tarrying, O my God. Fa na dia ory sy malahelo aza aho, ny Tompo no mihevitra ahy; Mpamonjy sy Mpanafaka ahy Hianao; aza ela, Andriamanitro ô. Hifaly sy hiravoravo aminao kosa anie, izay rehetra mitady anao! Aoka hilaza mandrakariva hoe: Voninahitra anie ho an' ny Tompo! ireo tia ny famonjenao. Joie en toi et réjouissance à tous ceux qui te cherchent! qu' ils redisent toujours : "Dieu est grand!" ceux qui aiment ton salut!
Sal 40:18 Ory sy mahantra aho; fa ny Tompo no hiahy ahy. Hianao no vonjiko sy mpanafaka ahy: ka aza ela, ry Andriamanitro ô! Et moi, pauvre et malheureux, le Seigneur pense à moi. Toi, mon secours et sauveur, mon Dieu, ne tarde pas.

<-
->