<-
->

Sal 83:1 Keep not thou silence, O God: hold not thy peace, and be not still, O God. Tonon-kira. Salamo nataon' i Asafa. Andriamanitra ô, aza mangina; aza mihombom-bava Hianao, ary aza mamitsaka, Andriamanitra ô. Fihirana. Salamon' i Asafa. Psaume. Cantique. D' Asaph.
Sal 83:2 For, lo, thine enemies make a tumult: and they that hate thee have lifted up the head. Fa, indro, mitabataba ny fahavalonao; ary izay mankahala Anao dia manandratra ny lohany. Ry Andriamanitra 6ocirc;, aza dia mijanom-potsiny; aza mangina na mitsahatra, ry Andriamanitra! O Dieu, ne reste pas muet, plus de repos, plus de silence, ô Dieu!
Sal 83:3 They have taken crafty counsel against thy people, and consulted against thy hidden ones. Ny olonao no iokoany amin' ny hafetsena; ary miara-misaina hamely izay voafinao izy. Fa indreo mikofokofoka amim-pitabatabana ny fahavalonao, misolanandrana ery izay mankahala anao. Voici, tes adversaires grondent, tes ennemis lèvent la tête.
Sal 83:4 They have said, Come, and let us cut them off from being a nation; that the name of Israel may be no more in remembrance. Hoy izy: Avia, ka andeha hofongorantsika tsy ho firenena izy, mba tsy hotsarovana intsony ny anaran' Isiraely. Mamoron-tsaina hamandrihana ny vahoakanao izy, miara-mioko hamely ny olona arovanao. Contre ton peuple ils trament un complot, conspirent contre tes protégés
Sal 83:5 For they have consulted together with one consent: they are confederate against thee: Fa efa niray tetika tokoa ireo, ka nanao fanekena hanohitra Anao, Andao, hoy izy, hofongorantsika eo amin' ny firenena izy ireo, ka aoka tsy hotononina intsony ny anarana hoe Israely. et disent "Venez, retranchons-les des nations, qu' on n' ait plus souvenir du nom d' Israël!"
Sal 83:6 The tabernacles of Edom, and the Ishmaelites; of Moab, and the Hagarenes; Dia ny lain' ny Edomita sy ny Isimaelita, ny Moabita sy ny Hagarita, Miray fo avokoa izy rehetra mioko, manao fanekena hanohitra anao izy, Ils conspirent tous d' un seul coeur, contre toi ils scellent une alliance
Sal 83:7 Gebal, and Ammon, and Amalek; the Philistines with the inhabitants of Tyre; Ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin' ny mponina any Tyro. dia ny lain' i Edoma sy ny Ismaelita, Moaba sy ny Agareniana, les tentes d' Edom et les Ismaélites, Moab et les Hagrites,
Sal 83:8 Assur also is joined with them: they have holpen the children of Lot. Selah. Ny Asyriana koa nikambana taminy; tonga sandrin' ny taranak' i Lota ireo. Gebala, Amona ary Amaleka, ny Filistina mbamin' ny mponina any Tira; Gébal, Ammon, Amaleq, la Philistie avec les gens de Tyr;
Sal 83:9 Do unto them as unto the Midianites; as to Sisera, as to Jabin, at the brook of Kison: Ataovy tahaka ny Midiana izy, ary tahaka an' i Sisera sy Jabina teo amin' ny ony Kisona; Asora koa mikambana amin' izy ireo, ka manampy ny taranak' i Lota. - Selà. même Assur s' est joint à eux, il prête main-forte aux fils de Lot.
Sal 83:10 Which perished at Endor: they became as dung for the earth. Maty tany En-dora ireo; tonga zeziky ny tany izy. Ataovy tahaka an' i Madiana ireo, tahaka an' i Sisara, mbamin' i Jabina teo amin' ny ranon' i Sisona. Fais d' eux comme de Madiân et de Sisera, comme de Yabîn au torrent de Qishôn;
Sal 83:11 Make their nobles like Oreb, and like Zeeb: yea, all their princes as Zebah, and as Zalmunna: Ataovy tahaka an' i Oreba sy Zeba ny mpanapaka azy. Eny, ny andrianany rehetra dia ataovy tahaka an' i Zebaha sy Zaimona, Ripaka tao Andora izy, ka tonga zeziky ny tany. ils furent détruits à En-Dor, ils ont servi de fumier à la glèbe.
Sal 83:12 Who said, Let us take to ourselves the houses of God in possession. Izay nanao hoe: aoka halaintsika ho antsika ny fonenan' Andriamanitra. Ataovy tahaka an' i Oreba sy Zeba ny lehiben' izy ireo, ary tahaka an' i Zebea sy Salmana ny andriandahy rehetra aminy. Traite leurs princes comme Oreb et Zéeb, comme Zébah et Calmunna, tous leurs chefs,
Sal 83:13 O my God, make them like a wheel; as the stubble before the wind. Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, dia tahaka ny akofa entin' ny rivotra, Fa hoy izy: Aoka halaintsika ho antsika, ireo fonenan' Andriamanitra! eux qui disaient : A nous l' empire sur les demeures de Dieu!
Sal 83:14 As the fire burneth a wood, and as the flame setteth the mountains on fire; Tahaka ny afo mandoro ala sy tahaka ny lelafo mampirehitra tendrombohitra; Ry Andriamanitro ô, ataovy tahaka ny tadio ireo, tahaka ny mololo entin' ny rivotra! Mon Dieu, traite-les comme une roue d' acanthe, comme un fétu en proie au vent.
Sal 83:15 So persecute them with thy tempest, and make them afraid with thy storm. Aoka ho toy izany no anafotofotoanao azy amin' ny tadionao, sy ampahatahoranao azy amin' ny tafio-drivotrao. Tahaka ny afo mandevona ny ala, tahaka ny lelafo mampirehitra ny tendrombohitra; Comme un feu dévore une forêt, comme la flamme embrase les montagnes,
Sal 83:16 Fill their faces with shame; that they may seek thy name, O Lord. Sarony henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, Jehovah ô. tahaka izany no anenjeho azy amin' ny tadionao; ampitahory azy amin' ny tafio-drivotrao. ainsi poursuis-les de ta bourrasque, par ton ouragan remplis-les d'épouvante.
Sal 83:17 Let them be confounded and troubled for ever; yea, let them be put to shame, and perish: Aoka ho menatra sy ho amin-tahotra mandrakizay izy; eny, aoka hangaihay sy haringana izy. Safory henatra ny tavany, mba hitadiavany ny anaranao, ry Iaveh! Couvre leur face de honte, qu' ils cherchent ton nom, Yahvé!
Sal 83:18 That men may know that thou, whose name alone is JEHOVAH, art the most high over all the earth. Ary aoka ho fantany fa Hianao irery ihany, Izay atao hoe Jehovah, no ilay Avo Indrindra ambonin' ny tany rehetra. Aoka izy ho menatra sy ho raiki-tahotra mandrakizay, sy hangaihay ary ho azon' ny fandringanana. Sur eux la honte et l'épouvante pour toujours, la confusion et la perdition,
Sal 83:19 Aoka ho fantany fa hianao - dia Iaveh no anaranao, - hianao ihany no ilay Avo indrindra ambonin' ny tany rehetra! et qu' ils le sachent : toi seul as nom Yahvé, Très-Haut sur toute la terre.

<-
->