<-
->

Sal 39:12 Hear my prayer, O Lord, and give ear unto my cry; hold not thy peace at my tears: for I am a stranger with thee, and a sojourner, as all my fathers were. Mandrenesa ny fivavako Jehovah ô,ary mihainoa ny fitarainako; aza mangina amin' ny ranomasoko fa vahiny aminao aho sy mpivahiny tahaka ny razako rehetra. Raha faizinao ny olona, ka manasazy azy amin' ny fahadisoany hianao, dia mandrava izay maminy indrindra, toy ny kalalao, hianao. Eny, tso-drivotra foana ny olombelona. - Selà. Reprenant les torts, tu corriges l' homme, comme la teigne, tu ronges ses désirs. Rien qu' un souffle, tous les humains.