<- -> |
[King James Bible] The Psalms |
[Baiboly 1865] Salamo |
[Baiboly Katolika] Salamo |
[Bible de Jérusalem] Les Psaumes |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Sal 28:1 | Unto thee will I cry, O |
Nataon' i Davida. Hianao no antsoiko, Jehovah ô, Ry vatolampiko ô, aza manentsin-tadiny amiko; fandrao, raha mangina amiko Hianao, dia ho tahaka izay midina any an-davaka aho. | Nataon' i Davida. Hianao no antsoiko, ry Iaveh ô, aza manentsin-tadìny amiko, ry vatolampiko, fandrao raha mangina hianao, dia ho tahaka izay midina any an-davaka aho. | De |